Tefeo ny foko ho Anao
Ka ho zava-drehetra amiko Ianao
Diniho lalina ny foko ho tonga fonenanao
Tefeo ny foko ho Anao
Ka ho zava-drehetra amiko Ianao
Diniho lalina ny foko ho tonga fonenanao
Fonenanao aho
Izay rehetra atao
Manome lalana Anao ho ato am-po
Ho fitoeranao raka izay irinao
Mozika, Malagasy, Musique, Malgache, Madagascar, Gasy, Madagasikara, Manja, Hira, Tononkira, Raha
Update Required
To play the media you will need to either update your browser to a recent version or update your Flash plugin.